Midera

Choral Andry St Famille Ambohimena Antsirabe

Midera


Midera ny Tompo
Andriamanitrao
Avo ndrindra izy
Sy lehibe tokoa


Ref:
Asandrato mafy ny fiderana izao
Voninahitra anie ho anao ry Tompo o
Tsofy ny anjomara ka manadrata feo
Ary ny valiha derao ny Tomponao


Hira fiderana
Atolotray ry Ray
Haleloiah Hosana
Ho anao ry Tomponay


Hahaleloiah no ho ventesinay
Voninahitra anie
Ho anao ry Tomponay
Tsofy ny farara ka manandrata feo
Ary ny trompetra derao ny Tomponao


·