Miderà anio ry mino
Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha
Miderà anio ry mino
FFPM 76 – Miderà anio ry mino
…Gloria in excelsis Deo….
Miderà anio ry mino,
Ny Mpanavotra anareo
Manandrata feo hidera
An’i Kristy Tompo soa
Zanaky ny vehivavy
Nefa Andriananahary
Teraka ho olona
Mba hanavotra anareo
Teraka any betlehema
Ilay Mpanavotra anareo
3.Aza taitra, matokia,
Manatòna, mihainoa,
Mazotoa, ka avia,
Maneke ny Tompo soa.
Arahaba, Tomponay ô!
Tompom-pihavananay,
Teraka ho Tomponay;
Tompon’ny fiainanay;
Arahaba, Tomponay!
Ry Mpanavo-dehibe!