Miderà an'Iaveh
Antokom-pihira Vetson'i Siona
Miderà an’Iaveh
Aleloya e! X2
Miderà an’Iaveh, amin’ny hira sy mozika,
ka hobio ny hatsarany sy ny fihantrany antsika.
Miderà an’Iaveh, amin’ny herinao rehetra,
Tsofy mafy ny anjomara, hanakoako am-paran-tany,
Hira, feo mirahondrahona, no aoka hifamaly e!
Asandrato ny hosàsa, Aleloya.
Diavolana ny ano an-tanàna ka mazava ny lalan-kombana,
Asatànana voakalin’Andriamanitra.
Manga feo ny antoko mpihira ka asandrany amin’ny fony,
Sangan’asan’Andriamanitra mpamorona.
© Vetson’i Siona