Miderà an'Andriamanitra

Amboaram-peo Hoby Vontovorona

Miderà an’Andriamanitra


Key C 4/4


Feo 1 sy 2:
Miderà an’Andriamanitra
Miderà Azy,  Asany lehibe
Miderà Azy amin’ny voninahiny, DC
Feo 3 sy 4:
Miderà an’Andriamanitra
amin’ny tempoliny masina
Miderà azy amin’ny asany
Miderà azy amin’ny voninahiny, DC


(Miderà Azy amin’ny anjomara) in-4
Miderà Azy amin’ny lokanga
Miderà Azy amin’ny valiha
Amin’ny zavatra tendrena,
Amin’ny kipantsona maneno
Miderà Azy amin’ny lokanga
Miderà Azy amin’ny valiha
Amin’ny zavatra tendrena
Amin’ny kipantsona maneno
Amin’ny kipantsona maneno
Amin’ny kipantsona maneno


Miderà Azy Izay rehetra miaina
‘Zay rehetra miaina,
‘zay rehetra miaina
‘zay rehetra miaina, midera
Miderà an’Andriamanitra… D. S


3/4
Heleloiah, haleloiah, haleloiah.
Heleloiah, haleloiah, haleloiah.
Heleloiah, haleloiah, haleloiah.
Haleloiah.


·