Miderà

SLK Ambohidroa

Miderà


FIV: midera (6)
An’Andriamanitra
F’Izy no nanao ny tany
Ary koa ny lanitra
Fanomezana mba ho ahy sy ho anao




  1. Haleloia hosanna no asanadratray Ho Anao
    Ho Anao ry Jesoa Kristy Mpanjakanay sy tinay
    Atolotray Anao ny hira fiderana
    Ho Anao ry Ray mandrakizay




  2. Falifaly ravoravo ny vahoakanao
    Nohon’ny soa sy fitahiana nalatsakao isan’andro
    Ny voary manontolo dia mitsoak Anao
    Vonihahitra ho Anao ry Ray




·