Midìna ry Fanahy

Riampeon' Ny Maritiora

Midìna ry Fanahy


1-Midina ry fanahy o!
Midina eto aminay
Hianao fanahy masina,o!
Hianao no tanjakay
Dia mba tarihonao ny fo
Tohano ny fanahiko
Ampisehoy anay izay izoranay


Refrain:
(fanahy o!) fanahy mpanazava
(Sy mpanadiony fo) Sy mpanadio ny fo
(tomoera)Tomoera lalandava
Monena ato am-po


2-Sokafy ny fanahinay
Hahaizanay mitia
Ireo fahavalonay
Mba tsy haniasia
Avia ry mpanavotra
Midina avy any an-danitra
Holoharano soa hiainanay am-po


A/C: Falihery Jaona


·