Midìna Ry Fanahy

Riampeon' Ny Maritiora

Midìna Ry Fanahy


Midina ry Fanahy ô! midina eto aminay
Ianao Fanahy Masina ô! Ianao no tanjakay
Dia mba tarihonao ny fo, tohano ny fanahiko
Ampisehoy anay izay hizoranay


Midina ry Fanahy ô! midina eto aminay
Ianao Fanahy Masina ô! Ianao no tanjakay
Dia mba tarihonao ny fo, tohano ny fanahiko
Ampisehoy anay izay hizoranay


Ref : Fanahy Mpanazava sy Mpanadio ny fo
Tomoera làlan-dava monena ato am-po
Fanahy mpanazava sy mpanadio ny fo
Tomoera làlan-dava monena ato am-po


Sokafy ny fanahinay ahazanay mitia
Ireo fahavalonay mba tsy haniasia
Avia ry Mpanavotra, midìna avy any an-danitra
Ho loharano soa hiainanay am-po


Sokafy ny fanahinay ahazanay mitia
Ireo fahavalonay mba tsy haniasia
Avia ry Mpanavotra, midìna avy any an-danitra
Ho loharano soa hiainanay am-po


Ref (x4) : Fanahy Mpanazava sy Mpanadio ny fo
Tomoera làlan-dava monena ato am-po
Fanahy mpanazava sy mpanadio ny fo
Tomoera làlan-dava monena ato am-po


·