Miantso anao ny Tompo
CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)
Miantso anao ny Tompo
1-Ny fiainanay Andriamanitra ô
Miharihary en anatrehanao
Mihanjahanja eo imasonao
Ka hatramin’ny aiko aza dia am-pelantananao
Tsy takatry ny sainay, ry Jesosy ô
Ny Hevitra hieveranao, ny momba anay ety
Na sarotra sy mafy ny ady hatrehanay
Indro ianao Andriamanitra ô!
Miaro tsy mandao Ianao
2-Manambitamby Jesosy izao
Miantso hoe avia ry ondry izay nania
Tsy zakany raha mahita ny ondriny
Mirenireny fa tsy ao am-balany
A/C : Jocelyn