MIANTSO ANAO AHO
Feon'ny fiderana
MIANTSO ANAO AHO
Miantso anao aho e ry Andriamanitra ô!
N’aiza n’aiza no aleha ry Andriamanitra ô!
Hitanao ny lalako ry Andriamanitra ô!
Tsy miafina aminao ry Andriamanitra ô!
Ka vonjeo ny zanakao (Andriamanitro ô!)×2
- Indro tsinjoko Jerosalema
Ilay tanàna masina
Mba iriko ny hiditra ao
Henoy ny antsoantsoko
(Andriamanitra ô)×2