miantso anao

KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena

miantso anao


Ankalazana sy ho deraina ny anaranao
Fa sarobidy sy tsy miova ny fitiavanao
Fahazazana hatanorana mandalo avokoa
Voahosodoko be rendrarendra e,nefa ho
simba sy ho lo


(O mba jereo ) ’ty firenena he mosarena noho ny loza manjo
( izay aleha ) Ny zava-boahary mihamarary,tontolonao
mihalao
(Miantso anao) Anio izao ilaina hianao vonona
hanolo tena
Mba ho mpiasa voazaha toetra e hanarina firenena


Ankehitriny maro dia maro diso lalana
Manindrahindra mitsapatsapa fivavahana
Tia honahona,mitelin’azy tsy tsaroany
Rendriky ny ota e tsipazo tady fa tsy mahita aleha


·