MIANTSO ANAO

Anjomaran'ny Fitiavana

MIANTSO ANAO


Fiv:
Miantso anao ny Tompo
Tsy foiny ho very moa raha ianao
Avia manantona Azy izao
Tapaho anio ny hevitrao


Aza variana miandry ianao
Mijery ny andro lava izao
Raha tonga anio ny Tomponao
Inona no havalianao


Fiv


Aza variana miandry ianao
Mijery ny andro lava izao
Raha tonga anio ny Tomponao
Inona no havalianao
ouuuhhh


Fiv


Tsy takatry ny saina anie
Ilay fitiavandehibe
Zanak’Andriamanitra
Ho tonga hanavotra


OO mamalia Azy izao
Atolory Azy ny fonao
Fa Izy no hiahy anao
Fiadanana ho anao


Fa Izy tokoa no hiady ho anao
Ka ho mpandresy tsotr’izao


A/C : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa


·