MIANTSO

CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)

MIANTSO


1 - Ny fiainanay Andriamanitra ô!
Miharihary eo anantrehanao
Mihanjahanja eo imasonao
Hatramin’ny aiko aza de am-pelatananao


1 - Ny fiainanay Andriamanitra ô!
Miharihary eo anantrehanao
Mihanjahanja eo imasonao
Hatramin’ny aiko aza de am-pelatananao


REF :
Tsy takatry ny sainay ry Jesosy ô!
Ny hevitra heveranao ny mombanay ety
Na sarotra ka sy mafy ny ady atrehanay
Indro Ianao Andriamanitra ô!
Miaro tsy mandao anay


2 - Manambitamby Jesosy izay ….
MIANTSO hoe “Avia ry ondry zay nania”
Tsy zakany raha mahita ny olony
Mirenireny fa tsy ao am-balany


REF :
Tsy takatry ny sainay ry Jesosy ô!
Ny hevitra heveranao ny mombanay ety
Na sarotra ka sy mafy ny ady atrehanay
Indro Ianao Andriamanitra ô!
Miaro tsy mandao anay


Indro Ianao Andriamanitra ô!
Miaro tsy mandao anay


Indro Ianao Andriamanitra ô!
Miaro tsy mandao anay


A/C : Jocelyn


·