MIANKOHOKA

ISAAC DE PAUL

MIANKOHOKA


I
Miankohoka eto an-tongotrao
Tompo o! Ny amiko
Te hitsaoka sy hanajao
Ianao Andriamanitro


II
Miankohoka eto an-tongotrao
Tsy mahita afa-tsy Ianao
Toy ny aloka izao rehetra izao
Eto anatrehanao


III
Miankohoka eto an-tongotrao
Tompo o! Te hitia anao
Ho adinoiko izay momba ahy
Hidera Anao ny fanahy


Ref:
Mandohalika eto anatrehanao
Miondry tanteraka
Tsinontsinona izao rehetra izao.
Tompo o! Afa-tsy Ianao.


·