MIANKOHOFA

Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)

MIANKOHOFA


1-
Miderà an’i Jehovah
Miantsoa ny anarany
Ampahafantaro ny firenena ny asany
Mihirà ho azy mihirà mankalazà azy


Manomeza an’i Jehovah
Ny voninahitry ny anarany
Miankohofa eo anatrehan’i Jehovah
Miankohofa amin’ny fihaingona masina


Miankohofa
Miankohofa
Mankohofa eo anatrehan’i Jehovah


Miankohofa
Miankohofa
Amin’ny fihaingona masina


2-
Mihirà ho an’i Jehovah
Mihirà ry tany rehetra
Lazao, Lazao ny famonjeny mahafaly
Ambarao amin’ny Jentilisa ny voninahiny


Mitondrà fanatitra
Ka mankanesa eo anatrehany
Miankohofa eo anatrehan’i Jehovah
Miankohofa anin’ny fihaingona masina


Miankohofa
Miankohofa
Mankohofa eo anatrehan’i Jehovah


Miankohofa
Miankohofa
Amin’ny fihaingona masina


·