Miankohofa

CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)

Miankohofa


1- Asandratray avo re ny feonay
hankalaza an’Andriamanitra
Fa fahazavana tsy manam-paharoa
No natolony ho taratry ny fiainanay


Réf: Miankohofa eo anoloany ianao
manomeza voninahitra azy
fa fiadanana sy fo vaovao
no fahasoavana azonao
Ka dera, dera laza haja sy ny fisaorana
no fanatitra hatolotray


2- Hikam-pifaliana sy feo fiderana
re manako hatrany an-danitra
fa Jeso mpanjaka ilay mpanavotra
no efa velona nandresy fahafatesana


A/C : Andriamparany


·