MIANGAVY(Tompo o,Ianao no herinay)

Feon'ny fiderana

MIANGAVY(Tompo o,Ianao no herinay)



  1. Tompo ô! Ianao no herinay
    Ianao no tokinay
    Vonon’izahay ny hanompo Anao
    Tohano raha misy azonao atao


K’aza avelanao irery
Fa tsy mahavita tena irery
Tohano aho,tohano aho
Fa be siasia sy mora mania
Ka avereno ao am_bala
Hitory ny filazantsara




  1. Tompo ô! Ianao no ampinganay
    Ianao no fiarovanay
    Ka vonon’izahay ny hidera Anao
    Tohano raha misy azonao atao


                                                  A/C: Mr Tafita



·