MIANDRY ANAO

TAFIA ( tanora fifoahazana Anosivavaka)

MIANDRY ANAO



  1. Miandry anao, ilay Jesoa tia
    manolor’azy ny fiainana
    na ny helokao, na ny fahotana
    dia vonona izy hamafa izany
    tsy ho tsarovana intsony ireo
    izay dioviny ho tonga madio


Réf : Tapaho ny hevitrao
anio dia anio
aza miandry ela any intsony ianao
fa ho raisiny
raiso ny fanahy
hanome hery anao
ahaizana mantona



  1. Nofoanany, ny tenany
    ho sorona hamonjy anao
    nalatsany ny ràny soa
    ho famonjena tsotra izao
    aza mamerina intsony ianao
    hanombo indray ilay tomponao


Réf : Tapaho ny hevitrao…..


A/C : Toky Rakoto


·