Miandry anao

Chorale Sedera Ambalavato

Miandry anao


Miandry anao, foana anie Jeso
Miantso anao, hiverina aminy
Namako ô ô ô, aza ela ianao
Ndao hiaraka aminay, hitambatra isika
Hanandratra, hanao ‘zao hira izao


Tsara ny Tompo, tsara ny Tompo
Omaly anio, sy ho mandrakizay
Tsara ny Tompo, tsara ny Tompo
Omaly anio, tsy miova anie Jeso


Ahiahy sy ny tahotra
Ialao, ario alavitra
Namako ô ô ô, tapao ny hevitrao
Ndao hiaraka aminay, hitambatra isika
Hanandratra, hanao ‘zao hira izao


Tia anao Jesô, tia anao Jesô
Fitiavana, tsy manam-paharoa
Tia anao Jesô, tia anao Jesô
Miandry anao, hatrany anie Jesô


Ny talenta, ao anatinao
Hiderao an’Andriamanitra
Fo sy saina amam-panahy, omeo an’i Jesö
Ny androm-piainanao rehetra, omeo azy avokoa fa
lazaiko anao, fa miandry anao izy


ia anao Jesô, tia anao Jesô
Fitiavana, tsy manam-paharoa
Tia anao Jesô, tia anao Jesô
Miandry anao, hatrany anie Jesô
A/C Hervé Rafanomezantsoa (c) Rina Rnt


·