MIAMBENA

Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)

MIAMBENA


1/Ô miambena ka mivavà ianao
Fiana-mandalo izao fiainantsika izao
Ny andro anio aza anie tsy fantatrao
Jesosy anie ho avy tampoka
Toy fiaviany mpangalatra
K’aza variana amin’izao fiainana izao


REF
Miomàna ianao
Mivavà izao
Fa tsy fantatrao ny andro izay hodianao


1/Aza variana na koa sondriana
Ataovy tsara ny fiomanana
Efa antomotra ny andro farany
Izay rehetra voasoratra
Ao am soratra masina
Ankehitriny efa tanteraka


·