MIAMBENA

STK FJKM Ambatomena Antananarivo

MIAMBENA


Miambena ry Tanora,
Maro anie ireo mpanakora
Banjino ‘zato ho avinao,
F’aza variana milalao


Ref. :
Tanora vonona tokoa,
Ho vavolombelon’I Jesoa
N’aiza n’aiza no haleha
Tanora miambina no re


Miambena, miambena,
Ry tanora miarena
Maro anie ireo sahisahy,
Miareta tory mivavaha


Miambena ry tanora,
Ny ady anie ka tsy mba mora
Asehoy fa aminao Jesoa,
Dia ho azonao ny valisoa


·