MIALA SATANA

Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)

MIALA SATANA


FIV:
Tsy manan-kery ianao ry satana,
Fa an’i Jesosy Tompo ny fahefana.
Miala ianao satana, mivoaha ka mandehana,
Fa an’i Jesosy Tompo ny fanjakana.




  1. Miala amin’ny anaran’i , ianao ry satana mpampahory,
    Fa efa novidian’i Jesosy tamin’ny ràny
    Ireo olony




  2. Satana mpampijaly sy mpanangoly
    Dia tsy hanana anjara toerana eto intsony
    Fahavalo efa resy ilay satana fetsifetsy
    Miala izao dieny izao.




  3. Jesosy Tomponay ilay mahery,
    Ilay namonjy anay mba tsy ho very.
    Fa izy irery ihany no tokiko eto an-tany!
    K’hobio sy derao




·