MENJA

Tarika Hasina

MENJA


MENJA..
Fantatro fa nandratra anao,,
Lay teniko omaly hariva iny,,
Ka (nalahelo ianao) tamizay!
Tsy hitako izay azo atao,,
Fa toa hadino ny fahiny,,
Mbola hiverina, hiverina..
Eto indray…
Ny fitiavana anie tsy kilalao..
Hisangisangina amin ‘zao fiainana izao,,
Mbola haveriko eto indray,,
Hendr? tsara ianao akia ry Menja…
Ny elanelantany misy amintsika,,
Tsy hampiova tsy hampangatsika..
F ilay fitiavana, fitiavako,,
Ho anao,,,
Raha mbola misy azo atao,,
Taratasy ataovy sesilany,,
Mahareta kely ianao,,
Lala รต!

Ny fitiavana anie…..


·