Mendrika indrindra Ianao

Vero Ranaivoson

Mendrika indrindra Ianao


Ireo Masina sy ireo anjely
Miankohoka Aminao
Manatitra ny satro-boninahitra
(Eo) anoloan’ny Zanak’Ondry


Mendrika indrindra Ianao
Mendrika indrindra Ianao
Ianao no nihavian’ny zavatra rehetra
Mendrika ny dera Ianao


Ireo Masina sy ireo anjely
Miankohoka Aminao
Manatitra ny satro-boninahitra
(Eo) anoloan’ny Zanak’Ondry


Mendrika indrindra Ianao
Mendrika indrindra Ianao
Ianao no nihavian’ny zavatra rehetra
Mendrika ny dera Ianao


(Na maraina na hariva no hitsaofako Anao) x8


Mendrika indrindra Ianao
Mendrika indrindra Ianao


Ianao no nihavian’ny zavatra rehetra
Mendrika ny dera Ianao
Mendrika indrindra Ianao
Mendrika indrindra Ianao
Ianao no nihavian’ny zavatra rehetra
Mendrika ny dera Ianao


·