mendrika ianao(medley)

Mahandry Raherivahatr'aina

mendrika ianao(medley)


tompo o masina ny fanatrehanao


eto ianao , manatrika anay
miankohoka aho, mitsaoka anao
eto ianao, mihetsika amin-kery
miankohoka aho, mitsoka anao


fanilo fahazavana, fahagagana
fanantenana ho anay
izay indrindra ianao (*2)


ho an’ilay mipetraka eo ambinin’ny seza fiandrianana
sy ho an’ny zanak’ondry
misaotra , ny haja, sy ny voninahitra ary ny fanjakana mandrakizay


mendrika ny dera sy ny haja
asandratray ny tananay ho anao
mba ho voninahitrao (*2)
fa tsara ianao
mahagaga tsara ianao
tsisy mitovy aminao
tsisy toa anao(*2)
Ray o


Ray o iza moa no tahaka anao?
izay ankalazaina amin’ny fahamasinana
deraina amin’ny fahatahorana
mpanao fahagagana


Ray mahagaga lehibe mahery
aro manda ho ahy
amin’ny andro fahoriako
Ray mahagaga panasitrana
Ilay mpananganahy
dera ho azy irery


mahery izy (mahery izy) *4
mahagaga (mahagaga) *2
masina izy (masina izy) *4
mahaga (mahagaga) *2


Adriamanitra ray nafoy an’i jesosy
abrahama nafoy an’i isaac
ianao omeo an’amdroamanitra koa izay sarobidy indrindra aminao


Tompo atolotro ho anao
ny zava-drehetra hafoiko ho anao
tsy ihazona aho, tsy hamikitra aho
tompo atolotro anao (*2)


inty aho, raiso aho
ho fanatitra ho anao
ka ny foko sy ny saiko
ho anao manontolo


foiko ho anao ny amiko
mba ho ampiasainao


Ray o misaotranao ny fitiavanao anay
misaotra nanomezanao an’i Jesosy
namonjy anay
Imela


Imel, Imela Ray mpahary izao rehetra izao
Imela, Imela Jesosy oooo (*2)
saotra tompo o
jesosy o (*2)


taranaka voafidy isika
natao aneho ny hatsarany
izay rehetra ilaiko azoko avokoa
aiko izao, iza moa aho?


mino izay heverany ahy
izay lazainy ny ho ahy
izay itondrany ahy
aiko iza moa aho


mandeha min-kery aho
mandeha min’ny fahagagana
miaina amin’ny fahasoavanao
aiko iza moa aho


·