MENDRIKA

None

MENDRIKA


MENDRIKA
A/C :Fiononana


Mambabo ny saina sy ny fo sy fanahy
Ny ha-lehibe ny indrafonao Andriamanitra ô
Tsy takatry ny sainay ny fitondranao
Manampy anay amin’ny fiainanay
Tompo ô misaotra Anao na tsy mendrika aza izahay


Mendrika ny hoderaina ianao
fa tompo tia mpanjaka be fitia
sambatra izay manana anao
fa lavitry ny tebiteby ny fiainany


Asafa vol 2


·