Mendri-piderana

Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)

Mendri-piderana



  1. Faly’zahay ty Tompo mankala-aza ny anaranao,
    Ka ho ankalazaina e
    Faly’zahay ry Ray midera ny voninahitrao,
    Fa mendri-piderana


Ref :


Ny anaranao ry Tompo no ankalazainay e
Fa lehibe tokoa ka mendri-piderana



  1. Kristy zokinay be fitia, misaotra anao izahay,
    Fa navotanao
    Ny ranao masina sarobidy, no nalatsakao,
    Ho famonjena anay e


3.Misaotra anao’zahay Fanahy,
Fa notsilovinao ny fiainanay e
Fanahy Masina mpanazava, fanilon’ny hoavinay,
Mpankahery anay e.


·