Menarana

Atounah

Menarana


Malala lalalala
Malala lalalala


Fa mbola tsy ampy taona ianao dia love aho,
Ilay tsikinao namiratra nampiova ahy,
Nahita tsara soratra nanary ny ao an-trano,
Izay mety ho fahadisoako
Izaho nanarinao hatrany


Izaho mba niezaka niantso hoe malala
Ny anao nefa nizarazara,
Izay nandondona jiaby lesy nosokafanao.


Tsy nampoiziko iny,
Ny hatsaranao fitaka namirifiry,
Tsy azoko antenaina fa dia mialatsiny
Raha nifoha maraina aho ve dia noaratsiany
x2


Refrain:
Fa ianao no namadika ny pejy,
Dia aleoko namadika ny boky,
Fitiavana be nateza io,
Fa ianao no tsy natoky
x2


Malala lalalala
Malala lalalala


Anao misôma raha bibilava,
Tsy azo tavandraina namiako anao ny big love,
Tofoka sy môky ny jerinao
Fitak’olo-jamba ndesinao koa diso nihoatra


Izaho mba niezaka niantso hoe malala
Ny anao (….)


Tsy nampoiziko iny,
Ny hatsaranao (…)
x2


Refrain:
Fa ianao no namadika ny pejy(….)
x6


·