Medley Paska

CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)

Medley Paska


Ranomaso lava
O o o o o o o o o o o oo
an an an an an an an an
Ranomaso lava sy fahorian-tsaina
tsy mety mba hisava fa hem mampitaraina
Tsy misy paradisa fa fiainana mandalo
satria tena an-tapitrisa ireo fahavalo


Raha naka sitrak’Ota
Raha naka sitrak’ota tato am-poko aho
dia nisaraka tamin’ny Tompoko
Nefa Ankehitriny mihaino Andrimanitra
Mihaino ny fangatahako


Tao Kalvary
Voahombo Ianao noho ny aminay
Ny helo najary fiainana mandrakizay
Jeso ô endrey izato fitiavao
Koa inty aho fa vonon-kanaraka anao


Ref Raha naka sitrak’ota
Isaoranay anie Andrimanitra
Izay tsy nandà ny fivavako
Fa nanosotra ny famindrapony
Tao ampoko, Tao am-po, tao am-po


Ref Tao kalvary
Jesosy ô inty aho iraho hanao ny asanao
Ny sitrakao anie ekeko ho sitrako
Ry tompo ô omeo hery sy tanjaka aho
ny lalana haleako mba hazavao


Jeso Herinay
Ry Jeso o, Vonona aho
Hiatrika izay miseho jeso herinay
Sambatra a-ho Tompoko (sy ho mpanavotra)
Ry Jeso o, Vonona aho


·