Mby akaiky
Groupe NAINA
Mby akaiky
Zarao ka ambarao ny famonjena
Fa mby akaiky ny fiavian’ilay Mesia
Toavy tanteraho ny fanekena
Isik’izao no tena miaramilany
Ho fitaovana tena maranitra
Izaho si ianao ‘lay nofidiany
Eo an-tanan’Andriamanitra
Hanatanteraka ‘zay tiany
Ka tsy hisy na iray ‘zay hanan-tsiny
Amin’ny andro sy fotoana hiaviany
Samy hiakatra any, hiakatra any
Samy ho sambatra, sambatra
Efa mby akaiky, akaiky
Ny Fanjakan’ny Lanitra, Lanitra
Efa mby akaiky, akaiky
‘Lay Zanak’Andriamanitra