MBA VALIO
Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA [FJKM Ziona Famonjena Imerintsiatosika]
MBA VALIO
Choeur :
Fitiavan-dehibe no natolony
Natolony ho anao
Nafoiny ny ainy ho ahy sy ho anao
Mba ho fanavotana
Fitia tsy manam-petra, tsy mba mety ho ritra
Natolony , nafoiny ho ahy sy ho anao
Refrain :
Ka mba valio ny fitiavany
Ka mba valio ny antsony
Choeur :
Tsarovy anie fa fandresena no nomeny
Fitiavan-dehibe tsy ritra ombieny ombieny
Fahatsoram-po tsy nisy toy izany
Nanolo-tena izy ho faty noho ianao.