Mba tsy hanenenao

Atounah

Mba tsy hanenenao




  1. Nahatsiaro naratra sy ravanao koa ny foko( raha nilaozanao)
    Nahatsapa voahilika potika ohatry ny fako ( satria lasa ianao)
    Ekeko fa izaho efa mba nomenao fika ( hanadinoina anao)
    Tsy haiko ny hatao satria mbola ianao koa no tiako( izaho voadonanao)
    Na ny toaka tsy nigoaka, fanirianao ilay izaho tsy mifoaka
    Dia najaiko satria izaho koa tia, ankehitriny aho nopainao, nomenao ny fuck
    Fôkasy ny vitako tsy haiko ny vitanao tsy haikp ny vitanao na nisy faute eh!
    Dia ho nofy ve izany ny voady nataon-tsika hoe “fitia non stop” eh!?
    Stoper-o hoy i Nadia, nofin-tsika roa ilay ho mpivady a,
    Be ny sedra nolalovan-tsika , dia niafy aho tsy maintsy niady aho
    Dia ho vitanao ve ny hanadino ireo lasa vita izaho tsy mino
    Ireo tambitamby sy ireo sangisangy , fihetsikao ilay mihanta izaho fihino
    Tantara tsy foiko hadinoina ilay hoe hisy peratra ambony Altara
    Mitamberina an-tsaika ilay tsiky voalohany indrindra, dia iny aho no tara
    Ahoana no andidy ny anjara , ny @-tsika efa tokony hiarafa
    Tsodrano no omeko ry jôba, mahazoa izay hiriana mba tsy ho lany zara




  2. Ekeko fa mamy eny ampiandohana ny love manoatra toa paradisa
    Saha Edena fahiny nanjary namotika lasa nivadika disadisa
    Mamisavisa ny vita mibanjina ny ho avy no hataoko vahaolana
    Dia rano-maso eny @ tavako ho takoman’ny ranon’orana
    Indray andro any, andro any, ho ritra ireo tomany
    Izaho tsy hiteny hoe mangidy fa mba nisy koa toa mamy
    Ny alahelo ny ankiviana, ny sentosentom-pahoriana
    Ho tonga vato fehy zoro hitondra tsikim-pifaliana
    Dia mba ho tadidinao ilay kozinao t@nao nandao hoe
    Ataovy manjamanja mba tsara noho izaho aloha ny jôba anao vaovao eh!
    Miezaka aho ny hijoro na dia hoe torotoro
    Tsaroako ilay tenin’ny ilay tratra nampiaraka izaho hoe
    Fitia anie mandoro ny Tounah
    Avy ianao mba manantona ahy, tsy mazaka zavatra hoatry itony aho
    Rehefa misy tranga iray mdona, @Andriamanitra mifona
    Satria mahatsapa kivy ohatra an’i jodasy




·