MBA RAISO RE

Feon'ny fiderana

MBA RAISO RE


1.Jesoa ô! miantso anao izahay
Mba tantano re ny fiainanay
Satria ‘zahay mahalala fa
Tsy tonga hiantso ny marina Ianao
Fa ny mpanota hibebaka


Ref: Mifona re!mamelà ny helokay
Miangavy re,mamindrà fo
Jehovah ô!mamelà ny helokay
Mitalaho mba raiso re!


2.Manaiky anao izahay ry Ray
Fa fantatray fa miasa Ianao
Mino ny fanavotana nataonao
Ka hijoro vavolombelona aho
Ka hafoiko ny amiko noho Ianao


A/C: Marius


·