Mba Lazao Ahy

José sy Teddie

Mba Lazao Ahy


Voasoratra fa Ho ahy sy Ho anao
‘Zao Fotoana eto anio izao…
Minitra iray amehezana indray
lay fitiavana ho tafaray


Ny fidoboky ny fo
Efa ela niandrasana koa
Fa Tojo Anao tokoa
Ilay nandrandraina ilay tokana nolalaina…


Ref :
Mba lazao Ahy Fa tsy nofy no ihainako eto
Ambarao Ahy Fa tena ianao no eo anilako eo
Tantarao Ahy Fa manomboka ‘zao anio izao
Zaho Sy Ianao (Zaho Sy ianao)
Dia Hitambatra ho iray
Zaho Sy Ianao (Zaho Sy ianao)
Ho mandrakizay


Hodiavintsika Reo lalana
Na mora io na sarotra…
Tetezintsika ny fiainana iray
Tsisy tarainana


Ireo taranaka
‘Zay andimby rahatrizay
Kolointsika miaraka
Izy reny no tsangambatom-pitiavana


Ref :
Mba lazao Ahy Fa tsy nofy no ihainako eto
Ambarao Ahy Fa tena ianao no eo anilako eo
Tantarao Ahy Fa manomboka ‘zao anio izao
Zaho Sy Ianao (Zaho Sy ianao)
Dia Hitambatra ho iray
Zaho Sy Ianao (Zaho Sy ianao)
Ho mandrakizay…


Mba lazao ahy…
Ho mandrakizay…
ouh oh ouhh ohh ouh ohhhh


Ref :
Mba lazao Ahy Fa tsy nofy no ihainako eto
Ambarao Ahy Fa tena ianao no eo anilako eo
Tantarao Ahy Fa manomboka ‘zao anio izao
Zaho Sy Ianao (Zaho Sy ianao)
Dia Hitambatra ho iray
Zaho Sy Ianao (Zaho Sy ianao)
Ho mandrakizay
Ho mandrakizay.


·