MBA JEREO NY LAMBANAY
Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
MBA JEREO NY LAMBANAY
Mba jerenareo reroy, jereo ny lambanay.
Toy ny lambanay reroy, jerenareo ange
Asampina miankavia, alefa mankaty
Jereo ny lambanay, jerenareo ange
Havanana indray izao, raiso ny lambanao
Toy zao indray ny foladroa, mankaty mankatoa
Toy zao indray ny folakila, alefa mitolila
Asampina tahaka izao, ka dihy no atao.