MBA HO IRAY TOKOA

Anjomaran'ny Fitiavana

MBA HO IRAY TOKOA


Injao manako ato am-poko
Ilay akom-pandresena
Miray saina handroso hatrany
Samy amin’ny talentany avy


Fiv:
Mba ho iray tokoa isika
(Fehim-pihavanana)
Ka hazoto mba hitàna
(Hazoto tokoa mba hitàna)
Izay avy amin’ny Fanahy
Dia ilay FIRAISANA


Andeha hiarkaa isika
Hanohy hatrany ny iraka
Dia ny hitory Teny soa
Ka hifanampy hifanasoa


Fiv ….


Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Hajavolamena


·