Mazotoa

azofi fjkm ambohipo

Mazotoa


1/ Ny hafatra napetraky ny Tompo e
Dia ny hanohizanao ny asa e
Ny zàra fanompoana ho antsika e
Fitoriana Filazantsara ho@ hafa e


REF
Mazotoa fa aza malaina
Dieny mbola avelany miaina e
Aoka hafana fo amin fanompoana n’y Tompo, izay ré no tanjona e


2/ Aza manjehy ny andro lava e
Sao de mba hanenenao e
Dieny Mbol tsy tonga ny fotoana e
Hialanao ety ambony Tany


3/ Indro atolotray anio Jesoa e
Ny fo ny saina tena sy Fanahy e
Ny vola sy ny hareko omeko anao e
Koa raiso hanaovana ny asanao e


·