MATY NOHO IANAO JESOA

STK FJKM Ambatomena Antananarivo

MATY NOHO IANAO JESOA


Jereo ty heloka vitanao jereo
Indro eo an-tanana ireo mpanota Jeso
Nanaiky ho faty tsy meloka re jereo
Ho fanadiovinao ny otanao
Iza re no tsy ho torotoro
Raha mitazana anao ry Kalvary
Teo re no voahombo nijaly ny Tompo
Ho famonjena an-dRaolona


·