MATY HO ANAY
Feon'ny fiderana
MATY HO ANAY
Maty ho anay ny tenanao ry Tompo ô
Nisolo voina anay mpanota hatramin’izao
Natolotrao ny ainao ho fanavotana izao tontolo izao
Izay mila vonjy re
Ny hira izay ventesiko ansandratro izao
Tantara izay manan_daza ka tsaroanay
Ny dera sy laza ho an’ilay mpanjaka soa
Ry fahafatesana ô,aiza moa ianao
Ref:Haleloia(Haleloia)
Haleloia(Haleloia)
Tompo Mpanjaka,manan_daza re
Fahafatesana ô,aiza ny herinao
Afaka ny gadra,VELONA NY RAY