Maty antoka
KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
Maty antoka
Maty antoka anie ianao amin’izao fombanao izao
Raha mivavaka ianao anio rahampitso mande mania
Fa ny fiainana e ry lahy tsy azonao hiodivirana
Maty antoka, tsy mijanona amin’ny fombany(2)
Raha makato am-piangonana ato ianao
Ka mahafoy ora vitsivitsy ao, inona e no tombontsoa ho azonao
Fa hiady hevitra hitsara koa ny finoana