MATOKY ANAO

IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka

MATOKY ANAO


MATOKY ANAO


1- Ô Jesoa, fantaTrao loatra
Fa malemy sy mania ity zanaKao
Miezaka mafy miarina foana
Saingy resy an-dalana
Sasa-miarina tsy afaka
Ô mba raiso f(a) efa reraka am-panahy


Refrain:
Matoky Anao hanarina ahy
Matoky Anao hitantana ahy
Matoky Anao hiambina ahy
Matoky Anao, matoky Anao, matoky Anao


2- Hiova aho manomboka izao
Ka hanaiky sy hanoa ny didinao
Miezaka mafy miarina foana
Ka tazony aho tsy hiemotra
Manjakà re Fanahy Masina
Hanoherako ireo fakam-panahy


Refrain:
Matoky Anao hanarina ahy
Matoky Anao hitantana ahy
Matoky Anao hiambina ahy
Matoky Anao, matoky Anao, matoky Anao


IRAFIA AMBOHIBAO ANTEHIROKA


·