Matokia an'i Jehovah

None

Matokia an’i Jehovah


Matokia an’i Jehovah amin’ny fonao rehetra,
F’aza miankina amin’ny fahalalanao
Maneke Azy amin’ny alehanao rehetra,
Fa Izy handamina ny (ny) lalanao
Aza manao anao ho hendry; Matahora an’i Jehovah,
ka mifadia ny ratsy; Dia ho famelomana ny nofonao izany


Hoy jehovah, aza manadino ny lalĂ ko
fa aoka ny fonao hitandrina ny didiko
Afehezo eo am-bozonao izany ary soraty ao amin’ny fo
Dia fitia sy fahalalana tsara no ho azonao eo anatrehany


Aza manao anao ho hendry; Matahora an'i Jehovah, 

ka mifadia ny ratsy; Dia ho famelomana ny nofonao izany

MankalazĂ  an’i Jehovah amin’ny fanananao
dia ho feno mitafotafo ny fitoeram-barinao
aza manamavo ny famaizan’i Jehovah anao
Fa izay tian’i Jehovah no anariny


Aza manao anao ho hendry; Matahora an'i Jehovah, 

ka mifadia ny ratsy; Dia ho famelomana ny nofonao izany


Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra,
F'aza miankina amin'ny fahalalanao
Maneke Azy amin'ny alehanao rehetra,
Fa Izy handamina ny (ny) lalanao
Aza manao anao ho hendry; Matahora an'i Jehovah,
ka mifadia ny ratsy; Dia ho famelomana ny nofonao izany

·