Masoandro mibaliaka

Reko - Fy & His Band

Masoandro mibaliaka

Haiko hoe manomboka amiko ny fiovana
Matotra aho manoloana ny fahasamiafana
Eo amin’izay misy ratra izaho feon’ny fifamelana

Vohaiko ny foko hidiran’ny hazavana
Vohaiko hidanadana
Vohaiko ny foko hidiran’ny hazavana
Vohaiko ny fo
Vohaiko ny foko hidiran’ny hazavana
vohaiko ny fo
Vohaiko ny foko hidiran’ny hazavana

Izao no fotoana, fotoanan’ny fiovana
Hofaniko ny saiko hankamamy hatsarana
Izaho feon’ny fitiavana eo amin’izay misy fankahalana
Hmm…

Vohaiko ny foko hidiran’ny hazavana
vohaiko hidanadana
Vohaiko ny foko hidiran’ny hazavana
vohaiko ny fo
Vohaiko ny foko hidiran’ny hazavana
vohaiko ny fo
Vohaiko ny foko hidiran’ny hazavana
vohaiko hidanadana
Vohaiko ny foko hidiran’ny hazavana
vohaiko ny fo
Vohaiko ny foko hidiran’ny hazavana
vohaiko ny fo
Vohaiko ny foko hidiran’ny hazavana

Eh eh eh ! isika iray, isika anie mahery
Rehefa mitambatra isika, masoandro mibaliaka
Eh eh eh !
Isika iray, isika anie mahery

·