MASOANDRO MIBALIAKA
RHL ( Rise Hight our Lord )
MASOANDRO MIBALIAKA
MASOANDRO MIBALIAKA
Masoandro mibaliaka indray
Hazavana iray mitsilo
Mandroaka ny haizina ao anaty
Tsy mahasoa
Rivotra madio mitsoka
Lafatra sy tsara voatra
Izay mamelona ny aina mameno fo
Ref.
Tsara tsisy mahasolo ireo
Afatsy ianao Jesoa
Ilay fahazavana soa
Velona ao am-po
Tiako hitoeranao ry Ray
Ho mandrakizay
Hanazava ny ho avinay tsy hay
Masoandro mibaliaka indray
Hazavana iray mitsilo
Mandroaka ny haizina ao anaty
Tsy mahasoa
Rivotra madio mitsoka
Lafatra sy tsara voatra
Izay mamelona ny aina mameno fo
Ref.
Tsara tsisy mahasolo ireo
Afatsy ianao Jesoa
Ilay fahazavana soa
Velona ao am-po
Tiako hitoeranao ry Ray
Ho mandrakizay
Hanazava ny ho avinay tsy hay