MASINA JEHOVAH

Ny ANTSAN'NY FAMONJENA

MASINA JEHOVAH


Masina! Masina! Masina Jehovah
Izay nanao ny lanitra sy tany koa
Masina! Masina! Masina Jehovah
Izay nanao ny lanitra sy tany koa


Ny tany sy ny lanitra ary izay eo aminy
Dia mitory avokoa ny voninahiny
Masina Jehovah
Masina Jehovah
Izay namorona izao rehetra izao


·