MASINA IANAO

STK FJKM Ambatomena Antananarivo

MASINA IANAO


Masina tokoa Ianao Tompo Tsitoha
Masina tokoa Ianao
Masina Ianao ka hatramin’ny taloha sy ny ankehitriny
Masina Ianao masina Ianao Tompo Tsitoha ô


Ny voninahitrao manerana ny tany sy ny lanitra
Laza sy hery ho Anao mandrakizay (x2)
Midera Anao ny olonao sy misaotra Anao mandrakizay
Mandrakizay hidera Anao ny olonao sy misaotra
Sy misaotra Anao mandrakizay
Masina Ianao (x2) tompo tsitoha ô


Ny voninahitrao maneran’ny tany sy ny lanitra
Laza hery ho Anao mandrakizay
(Laza sy) hery mandrakizay midera Anao ny olonao
Sy misaotra Anao mandrakizay (mandrakizay)
Hidera Anao ny olonao sy misaotra Anao mandrakizay


·