MASINA (APKM) - (Mi)

APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)

MASINA (APKM) - (Mi)

(Masina e!) Masina e ! Ny Tompo Andriamanitry ny Hery rehetra
Feno ny Voninahitrao e ! Ny tany aman-danitra

Hôzana ! Hôzana ! Any amin’ny avo indrindra !

Osoavina anie ! Ilay avy amin’ny Anaran’ny Tompo !

·