MASINA

AMPIZIFA

MASINA


Masina dia Masina Jehovah Tompotsika
Manerana ny tany ny voninahiny
Haleloia! miderĂ  fa mandrakizay
Ny famindrampony


Masina dia Masina Jehovah Tompotsika
Manerana ny tany ny voninahiny
Haleloia! miderĂ  fa mandrakizay
Ny famindrampony


Haleloia! Haleloia!
Fa Masina Jehovah Tompon’ny maro
Haleloia! Haleloia!
Manerana ‘zao rehetra izao ny voninahitry ny Tompotsika


Masina dia Masina Jehovah Tompotsika
Manerana ny tany ny voninahiny
Haleloia! miderĂ  fa mandrakizay
Ny famindrampony


Haleloia! Haleloia!
Fa Masina Jehovah Tompon’ny maro
Haleloia! Haleloia!
Manerana ‘zao rehetra izao ny voninahitry ny Tompotsika


Haleloia! Haleloia!
Fa Masina Jehovah Tompon’ny maro
Haleloia! Haleloia!
Manerana ‘zao rehetra izao ny voninahitry ny Tompotsika


AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)


·