Marina fa hoe

Feon'Kalvary

Marina fa hoe


Marina fa hoe tena mafy tokoa
Ny alahelo rehefa manjo
Kanefa matoky aho satria manana Anao
Ô ry Jeso mora fo x2


Fa fialofako Ianao tsy misy atahorako
Mialoka ambany elatrao
Matoky aho fa manana Anao


Ny rivotra mifafy ny oram-baratra koa
Ireny rehetra ireny tsy hampamoy fo
Ampelatananao he matoky tokoa
Ô ry Jeso mora fo


Fa fialofako Ianao tsy misy atahorako
Mialoka ambany elatrao
Matoky aho fa manana Anao
Ny rivotra mifafy ny oram-baratra koa
Ireny rehetra ireny tsy hampamoy fo
Ampelatananao he matoky tokoa
Ô ry Jeso mora fo


·