MARIAZY

Tarika Hasina

MARIAZY


MARIAZY..


Tsy hanindroa, tsy manampaharoa,
Izao andro anio izao,


Tsy mandry loha,,
Ela niandrasana koa
Ny andro iray,, hifaliana indray,,


Eto anatrehan ‘andriamanitra,,
No anekeko anao ho vadiko,,
Ka na mora na ho sarotra aza,,
Ho tia sy hanaja anao,,


Finidiko, hiaradalana koa
Ianao, ianao tena ianao,


Hifanasoa,, hifankatia
Isika roa,,
Ho Fo iray,, ho mandrakizay,,
Eto anatrehan’Andriamanitra,,
……..


·