MARAIM-BAOVAO

APF TANGAINA

MARAIM-BAOVAO


Pa Ram Pam Pam


Aahhhmmm


Izao tontolo izao dia miandrandra Anao Ray
Omeo Maraim-baovao fe he mangahiahy
Tsy fantany mazava ny lalana ombany
Fongory mba ho rava ny tsy fahalalany


L : Ianao Ray, no mahay, sy afaka hanome
izao tontolo izao dia miandrandra Anao…


Izao tontolo izao dia miandrandra Anao Ray
Omeo Maraim-baovao fe he mangahiahy
Tsy fantany mazava ny lalana ombany
Fongory mba ho rava ny tsy fahalalany


Injany ny atsy ( miady )
Mifankahala ny aroa
Ireo nefa samy mitady, izay mba hiadanan’ny fo


L : Torotoro maratra
V: Maratra
L : Toa tapi-dalan-kaleha
Fery mikiky ao an-tratra, miantso tsy misy mandre
V : Raha toa izao
raha izao tokoa
V : Ilay andro
No ho tenenina
Dia avelao aloha hiala nenina
V : Ilay andro
Andro farany, voalazan’ny tantara
Moa ve dia izay sahady no efa fambara


Rap : Raha toa ka henonao ilay trompetra farany
Mipaika ilay ora natao ho fiantsoana
Raha misy aminay re tsy hanome ny anarany
Ampatsiahivo fa aza vonoina


Mandrampahatonga izany
Fiainana mitohy eto ihany
Aza avela ho resy avy hatrany
Omeo maraim-baovao
Raha tsy mbola tratra aoriana
Mbaola mba bitsiho mangina
Aza avelanao ho variana
Omeo maraim-baovao


Izao tontolo izao dia miandrandra Anao Ray
Omeo Maraim-baovao fe he mangahiahy
Tsy fantany mazava ny lalana ombany
Fongory mba ho rava ny tsy fahalalany


·